Taona maro lasa izay
tsy nihaonantsika izay
saingy hatr@ \\\'zao aloha
dia mbola tsy afaka ao an-doha
ireo natao teo aminao
heno foana mihelohelo ao
asa ianao raha ohatra ahy
mbola mahatsiahy
tsy hoe lafatra daholo
\\\'reo rehetra manontolo
saingy tsapa fa mitoetra
\\\'reo fahatsiarovana rehetra
ireo natao...
...mahatsiahy
ref: na ireo vazivazy izay fanaonay
mandalo foana ao an-tsofiko ao
na ireo adiady izay nandratra ilay fo
mbola reko avokoa
tsy mety afaka ao an-doha
mahatsiaro ka miventso
ireo tsiky sy ireo sento
fa tsy ho haverina intsony
ilay tantara efa nikomy
ireo natao...
... mahatsiahy
ref:...
Atolotra ho an'i Daniel Andrianasolo
tsy nihaonantsika izay
saingy hatr@ \\\'zao aloha
dia mbola tsy afaka ao an-doha
ireo natao teo aminao
heno foana mihelohelo ao
asa ianao raha ohatra ahy
mbola mahatsiahy
tsy hoe lafatra daholo
\\\'reo rehetra manontolo
saingy tsapa fa mitoetra
\\\'reo fahatsiarovana rehetra
ireo natao...
...mahatsiahy
ref: na ireo vazivazy izay fanaonay
mandalo foana ao an-tsofiko ao
na ireo adiady izay nandratra ilay fo
mbola reko avokoa
tsy mety afaka ao an-doha
mahatsiaro ka miventso
ireo tsiky sy ireo sento
fa tsy ho haverina intsony
ilay tantara efa nikomy
ireo natao...
... mahatsiahy
ref:...
Atolotra ho an'i Daniel Andrianasolo



